Lolo Sy - Raha makany (A/C: Lôlô sy ny tariny)

  • il y a 10 ans
Raha makany (Lolo Sy)

Raha makany ialahy
Mandalo any ialahy
Mahita an’azy ialahy
Mivovo any ialahy
Hitondray any aho
Hivimbino any aho
Tapatapany ihany a!
Sombitsombiny ihany a!
Fofompofony ihany a!
Potipotiny ihany a!

Fiv. :
Lazao azy fa raha ritra anie ny rano
Diaviko tongotra ny làlana mankany
Kaozy tsy vazivazy
Tonga aho hamangivangy
Hitondra paradisa

Raha makany ialahy
Mandalo any ialahy
Mahita an’azy ialahy
Mivovo any ialahy
Hitondray any aho
Hivimbino any aho
Singam-bolony any a!
Piti-drorany any a!
Sombim-piainany any a!
Sary anankiray

Fiv. : ...

A/C: Lôlô sy ny tariny

Category

People

Recommandée