rehefa mipaika ( OR.FAH : Ekar Andraisoro )

  • il y a 13 ans
hira fiderana an' ilay TOMPO izay namonjy antsika rehetra , nitondra ny otantsika teo amin' ny hazo fijalina, ary nitsangana Izy tamin' ny andro faha telo ho santatry ny fitsanganantsika amin' ny maty.
DERA ANIE HO ANAO RY JESO KRISTY.

Category

🎵
Music

Recommandée