Ambondrona - Antsahamanitra 2012
Efa mipetrapetraka avokoa ny fikarakarana ny fampisehoana an-tsehatra hiarahana amin'ny tarika Ambondrona rahampitso tolakandro eny amin'ny kianjan'Antsahamanitra. Efa lany avokoa ireo tapakila, araka ny fanazavan'ny mpikambana ao amin'ny tarika.
Category
🎵
Music