Hasina & Andry : Adalana (A/C: Ndriana RAMAMONJY)

  • il y a 11 ans
Adalàna

Adalàna hono no handaniako ny HATANORAKO
Amin’izany atao hoe FIVAVAHANA
Voninkazo vao mitsiry tokony ho haingon’ny tanàna
Dia mandà ireo fahalalahana

Fahalalahana ! Hitondra ho aiza anefa izany ?
Tsy vao maika ve ? fangejana no entiny
Raha mba fantany hoe : Nahoana moa no tiako ny RAIKO ?
Tsy izany intsony angamba no ambarany

ANDRIAMANITRA ô! izaho tia
Satria Ianao tia ahy taloha
Ka nahatonga Anao hanolotra ny Zanakao iIay Tokana
Izay nanavotra ny aiko tsy hidina an-davaka
Ka nahatonga ahy HANAMPIAINAM-BAVAKA

A/C: Ndriana RAMAMONJY

Category

People