Zay - Ento aty (A/C : Roland RAKOTONDRAINIBE)

  • il y a 13 ans
Extrait "Coulisse" du 20/08/11 : http://blip.tv/tv-plus-madagascar/

Ento aty
Nônô (Roland RAKOTONDRAINIBE)

Tsy ilaina akory ny mitomany
Tsy ilaina akory ny manontany
Fa tsy hisy hiray hampangina anao
Tsy ilaina akory ny mimenomenona
Tsy ilaina akory ny mipenipenina
Fa tsy hisy hiray hampangina anao

Na dia mavesatra aza ny adintsaina
Mivangongo mila hanafaka aina
Avalony hatreo dia aoka hijanona

Fiv:
Ento aty, eny ento aty
Angony dia atolory ahy
Fa hataontsika hira dia ho potika

Nahoana moa ianao no mamindro lava zao ?
Tsy voazona hahantra ianao
Be ny zavatra efa diso tety
Tsy ilaina akory ny manontany
Tsy ilaina akory ny mitomany
Fa tsy hisy hiray hampangina anao

Na dia mavesatra aza ny adintsaina
Mivangongo mila hanafaka aina
Avalony hatreo dia aoka hijanona

Fiv:…

Category

People